FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 51:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary nahoana ianao no nanadino an’i Jehovah, ilay Mpanao+ anao, Ilay mamelatra ny lanitra+ sy mametraka ny fototry ny tany?+ Koa natahotra foana ianao tontolon’ny andro noho ny fahatezeran’ilay mangeja anao,+ izay toy ny efa vonona handringana anao.+ Ary aiza izao ny fahatezeran’ilay mangeja anao?+

  • 1 Petera 4:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Koa aoka àry ireo mijaly noho ny fanaovana ny sitrapon’Andriamanitra hanankina foana ny fiainany amin’ilay Mpamorona mendri-pitokisana, eo am-panaovan’izy ireo ny tsara.+

  • Apokalypsy 4:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Mendrika handray ny voninahitra+ sy ny haja+ ary ny hery+ ianao, Jehovah ô, eny, ry Andriamanitray ô, satria namorona ny zava-drehetra ianao,+ ary noho ny sitraponao+ no nampisy sy namoronana+ azy ireny.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara