36 Dia nivoaka ilay anjelin’i+ Jehovah ka nandripaka dimy arivo sy valo alina sy iray hetsy tao an-tobin’ny Asyrianina.+ Ary nony nifoha maraina ny olona, dia indreo fa efa maty daholo ny Asyrianina.+
23 Ary teo no ho eo ihany, dia namely an’i Heroda ny anjelin’i Jehovah,+ satria tsy nanome voninahitra an’Andriamanitra izy.+ Ary lanin’ny kankana izy, ka tapitra ny ainy.