Jaona 18:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia nentin’ireo niala tao amin’i Kaiafa i Jesosy, ho any an-dapan’ny governora.+ Vao maraina tamin’izay. Tsy niditra tao an-dapan’ny governora anefa ireo, mba tsy ho voaloto+ ka ho afaka hihinana ny Paska.
28 Dia nentin’ireo niala tao amin’i Kaiafa i Jesosy, ho any an-dapan’ny governora.+ Vao maraina tamin’izay. Tsy niditra tao an-dapan’ny governora anefa ireo, mba tsy ho voaloto+ ka ho afaka hihinana ny Paska.