FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 5:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary nahazo fanampiana izy ireo tamin’ny fanafihany ny Hagarita sy izay rehetra niandany taminy, ka natolotra teo an-tanany ireny. Niantso vonjy tamin’Andriamanitra+ mantsy izy ireo tamin’ilay ady, ka nohenoiny ny fitalahoany satria natoky azy izy ireo.+

  • Salamo 22:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Ianao no nitokisan’ny razanay.+

      Nitoky taminao izy, ka nanafaka azy foana ianao.+

  • Daniela 3:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Raha tsy maintsy atsipy ao izahay, dia mahavonjy anay ilay Andriamanitra tompoinay. Hamonjy anay+ avy ao amin’ny lafaoro misy afo mivaivay sy eo an-tananao izy, ry mpanjaka ô!

  • Daniela 6:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Dia faly be ny mpanjaka,+ ka nandidy ny hampiakarana an’i Daniela avy tao an-davaka. Koa nakarina avy tao i Daniela, ary tsy nisy ratra mihitsy taminy, satria natoky an’Andriamaniny izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara