Salamo 71:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ny vavako hitantara ny fahamarinanao,+Sy hilaza mandrakariva ny famonjenao,+Fa maro loatra ireny ka tsy voaisako intsony.+ Salamo 139:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Raha andramako isaina ireny, dia betsaka lavitra noho ny fasika.+Mifoha aho, ary mbola eo aminao ihany.+
15 Ny vavako hitantara ny fahamarinanao,+Sy hilaza mandrakariva ny famonjenao,+Fa maro loatra ireny ka tsy voaisako intsony.+
18 Raha andramako isaina ireny, dia betsaka lavitra noho ny fasika.+Mifoha aho, ary mbola eo aminao ihany.+