FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 112:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 112 Miderà an’i Jah!+

      א [Alefa]

      Sambatra izay olona matahotra an’i Jehovah,+

      ב [Beta]

      Sy finaritra+ erỳ mankatò ny didiny.+

  • Jaona 4:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Hoy i Jesosy: “Ny haniko+ dia ny manao ny sitrapon’ilay+ naniraka ahy sy ny mahavita ny asany.+

  • Romanina 7:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Tena mahafinaritra+ ahy ny lalàn’Andriamanitra, araka ny toetra maha izy ahy,+

  • Hebreo 10:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 ary avy eo, dia hoy mihitsy izy: “Intỳ aho tonga mba hanao ny sitraponao.”+ Esoriny ilay voalohany mba hanamafisany orina an’ilay faharoa.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara