Salamo 13:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa izaho kosa matoky ny hatsaram-panahinao feno fitiavana,+Hifaly amin’ny famonjenao anie ny foko!+ Salamo 68:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa ny olo-marina kosa, aoka hifaly+Sy ho dibo-kafaliana eo anatrehan’Andriamanitra,+Ary hiravoravo sy hifaly.+
5 Fa izaho kosa matoky ny hatsaram-panahinao feno fitiavana,+Hifaly amin’ny famonjenao anie ny foko!+
3 Fa ny olo-marina kosa, aoka hifaly+Sy ho dibo-kafaliana eo anatrehan’Andriamanitra,+Ary hiravoravo sy hifaly.+