Salamo 63:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 63 Andriamanitra ô, ianao no Andriamanitro, ary mitady anao foana aho.+Mangetaheta anao aho.+Maniry fatratra anao ny tenakoEto amin’ity tany maina sy karakaina tsy misy rano ity.+
63 Andriamanitra ô, ianao no Andriamanitro, ary mitady anao foana aho.+Mangetaheta anao aho.+Maniry fatratra anao ny tenakoEto amin’ity tany maina sy karakaina tsy misy rano ity.+