1 Samoela 24:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Aoka i Jehovah no ho mpitsara ka hitsara ahy sy ianao. Dia hijery izy ary hiady ho ahy eo amin’ny fitsarana+ ka hitsara ahy mba hanafaka ahy eo an-tananao.” Salamo 35:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Raiso an-tanana ny adiko eo amin’ny fitsarana Jehovah ô, ka tohero ny fahavaloko.+Miadia amin’ireo miady amiko.+ Ohabolana 22:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa i Jehovah no hiady ho an’ireny eo amin’ny fitsarana,+ sy hanaisotra ny ain’izay* mandroba an’ireny.+
15 Aoka i Jehovah no ho mpitsara ka hitsara ahy sy ianao. Dia hijery izy ary hiady ho ahy eo amin’ny fitsarana+ ka hitsara ahy mba hanafaka ahy eo an-tananao.”
35 Raiso an-tanana ny adiko eo amin’ny fitsarana Jehovah ô, ka tohero ny fahavaloko.+Miadia amin’ireo miady amiko.+
23 Fa i Jehovah no hiady ho an’ireny eo amin’ny fitsarana,+ sy hanaisotra ny ain’izay* mandroba an’ireny.+