Salamo 37:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Efa mba tanora ihany aho, ary efa antitra aho ankehitriny,+Nefa mbola tsy nahita olo-marina nafoy tanteraka,+Na nahita ny zanany nangataka hanina.+ Ohabolana 2:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Fa ny olo-mahitsy no honina amin’ny tany,+ ary ny tsy manan-tsiny ihany no ho sisa tavela eo.+
25 Efa mba tanora ihany aho, ary efa antitra aho ankehitriny,+Nefa mbola tsy nahita olo-marina nafoy tanteraka,+Na nahita ny zanany nangataka hanina.+