FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 62:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Avy amin’Andriamanitra ny famonjena ahy sy ny voninahitro.+

      Vatolampy mafy sy fialofana ho ahy Andriamanitra.+

  • Ohabolana 14:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Tena feno toky ny olona matahotra an’i Jehovah,+ ary hahita fialofana koa ny zanany.+

  • Isaia 25:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Fa nanjary fiarovana mafy ho an’ny olona ambany ianao, fiarovana mafy ho an’ny mahantra ao anatin’ny fahoriany,+ fialofana amin’ny oram-baratra, ary fialokalofana+ amin’ny hafanana. Eny, fiarovana toy izany ianao rehefa misy olon-dozabe mamely mafy toy ny oram-baratra mifafy amin’ny manda.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara