Joba 33:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Navotany tsy ho lasa tany an-davaka aho,+Ka hahita ny mazava ny aiko.’ Salamo 16:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa tsy ho foinao hijanona ao amin’ny Fasana* aho.*+Tsy havelanao hahita ny lavaka ilay mpanomponao tsy mivadika.+ Salamo 30:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Jehovah ô, toy ny nakarinao avy tany amin’ny Fasana* aho.*+Tsy navelanao ho faty aho, mba tsy hidinako any an-davaka.+ Salamo 56:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa novonjenao tsy ho faty aho.+Tsy ianao ve no niaro ny tongotro tsy ho tafintohina?+Mba handehanako eo anatrehan’Andriamanitra, amin’ny fahazavan’ny velona.+ Salamo 86:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Satria tena tsara fanahy sy be fitiavana amiko ianao,+Ary novonjenao tsy hidina any amin’ny Fasana* lalina indrindra aho.*+
10 Fa tsy ho foinao hijanona ao amin’ny Fasana* aho.*+Tsy havelanao hahita ny lavaka ilay mpanomponao tsy mivadika.+
3 Jehovah ô, toy ny nakarinao avy tany amin’ny Fasana* aho.*+Tsy navelanao ho faty aho, mba tsy hidinako any an-davaka.+
13 Fa novonjenao tsy ho faty aho.+Tsy ianao ve no niaro ny tongotro tsy ho tafintohina?+Mba handehanako eo anatrehan’Andriamanitra, amin’ny fahazavan’ny velona.+
13 Satria tena tsara fanahy sy be fitiavana amiko ianao,+Ary novonjenao tsy hidina any amin’ny Fasana* lalina indrindra aho.*+