1 Samoela 15:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Koa hoy i Samoela: “Ny fanatitra dorana sy sorona ve no sitrak’i Jehovah+ kokoa noho ny mankatò ny tenin’i Jehovah? Ny mankatò+ no tsara kokoa noho ny sorona,+ ary ny mihaino no tsara kokoa noho ny tavin’ondrilahy.+ Hosea 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hatsaram-panahy feno fitiavana mantsy no sitrako+ fa tsy sorona,+ ary fahalalana an’Andriamanitra fa tsy fanatitra dorana manontolo.+
22 Koa hoy i Samoela: “Ny fanatitra dorana sy sorona ve no sitrak’i Jehovah+ kokoa noho ny mankatò ny tenin’i Jehovah? Ny mankatò+ no tsara kokoa noho ny sorona,+ ary ny mihaino no tsara kokoa noho ny tavin’ondrilahy.+
6 Hatsaram-panahy feno fitiavana mantsy no sitrako+ fa tsy sorona,+ ary fahalalana an’Andriamanitra fa tsy fanatitra dorana manontolo.+