Eksodosy 19:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary ankehitriny, raha mankatò+ an-tsakany sy an-davany ny teniko ianareo ka tena manaja ny fifanekena hataoko aminareo,+ dia ho fananako manokana fidiko avy amin’ny firenena hafa rehetra tokoa ianareo,+ satria ahy ny tany manontolo.+ Deoteronomia 10:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 An’i Jehovah Andriamanitrao ny lanitra,+ eny fa na dia ny lanitry ny lanitra sy ny tany+ mbamin’izay rehetra eo aminy aza. Joba 41:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Iza no nanome ahy aloha, ka tsy maintsy homeko valisoa koa avy eo?+Fa ahy avokoa ny zava-drehetra eny ambanin’ny lanitra.+ Salamo 104:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Maro be tokoa ny zava-bitanao, Jehovah ô!+Tamim-pahendrena no nanaovanao azy rehetra.+Heniky ny zavatra nataonao ny tany.+ 1 Korintianina 10:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Fa “an’i Jehovah+ ny tany sy izay rehetra eo aminy.”+
5 Ary ankehitriny, raha mankatò+ an-tsakany sy an-davany ny teniko ianareo ka tena manaja ny fifanekena hataoko aminareo,+ dia ho fananako manokana fidiko avy amin’ny firenena hafa rehetra tokoa ianareo,+ satria ahy ny tany manontolo.+
14 An’i Jehovah Andriamanitrao ny lanitra,+ eny fa na dia ny lanitry ny lanitra sy ny tany+ mbamin’izay rehetra eo aminy aza.
11 Iza no nanome ahy aloha, ka tsy maintsy homeko valisoa koa avy eo?+Fa ahy avokoa ny zava-drehetra eny ambanin’ny lanitra.+
24 Maro be tokoa ny zava-bitanao, Jehovah ô!+Tamim-pahendrena no nanaovanao azy rehetra.+Heniky ny zavatra nataonao ny tany.+