FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 33:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Koa raha vao azom-pahoriana izy,+ dia niezaka nampitony an’i Jehovah Andriamaniny,+ ka tena nanetry tena+ tokoa teo anatrehan’ilay Andriamanitry ny razany.

  • Salamo 77:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Nitady an’i Jehovah aho tamin’ny andro fahoriako.+

      Tsy sasatry ny nitsotra teo anatrehany ny tanako nandritra ny alina,

      Ary tsy nety nampiononina aho.+

  • Salamo 91:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Hiantso ahy izy, dia hamaly azy aho.+

      Ho eo aminy aho raha ory izy.+

      Hamonjy azy aho, ary hanome voninahitra azy.+

  • Lioka 22:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Fa nihamafy ny fijaliany, ka vao mainka nivavaka mafimafy kokoa hatrany izy,+ ary nanjary tahaka ny ra nitete teo amin’ny tany ny hatsembohany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara