FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 50:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Manambara ny fahamarinan’Andriamanitra ny lanitra,+

      Fa Andriamanitra no Mpitsara.+ Sela.

  • Romanina 3:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Sanatria izany! Aoka Andriamanitra no ho hita fa marina+ ary ny olona rehetra kosa ho hita fa mpandainga,+ araka ny voasoratra hoe: “Mba ho hita fa marina ianao amin’izay lazainao, ary handresy rehefa tsaraina.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara