Salamo 4:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Manaova sorona ka atolory amim-pahamarinana+ izany,Ary matokia an’i Jehovah.+ Romanina 12:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa miangavy anareo aho, ry rahalahy, noho ny fangoraham-pon’Andriamanitra, mba hatolotrareo ny tenanareo+ ho sorona+ velona+ sy masina+ ary ankasitrahan’Andriamanitra.+ Izany dia fanompoana masina+ ampiasanareo ny sainareo.+
12 Koa miangavy anareo aho, ry rahalahy, noho ny fangoraham-pon’Andriamanitra, mba hatolotrareo ny tenanareo+ ho sorona+ velona+ sy masina+ ary ankasitrahan’Andriamanitra.+ Izany dia fanompoana masina+ ampiasanareo ny sainareo.+