FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 14:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Mamonjy ain’olona ny vavolombelona marina,+ fa ny vavolombelona mamitaka kosa milaza lainga.+

  • Jakoba 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Afo ny lela.+ Eo amin’ny vatantsika, dia ny lela no feno ny tsy fahamarinana rehetra, satria manisy pentimpentina ny vatana manontolo+ sy mandrehitra ny fizotran’ny fiainana manontolo sady arehitry ny Gehena.*

  • 1 Petera 3:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Izay tia ny fiainana sy te hahita andro soa,+ dia aoka izy hitandrina ny lelany+ mba tsy hilaza zava-dratsy, ary ny molony mba tsy hiteny fitaka.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara