Genesisy 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Tany am-piandohana,+ dia namorona+ ny lanitra sy ny tany+ Andriamanitra.+ Salamo 19:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ny lanitra manambara ny voninahitr’Andriamanitra,+Ary ny habakabaka milaza ny asan’ny tanany.+ Salamo 102:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Efa hatramin’ny ela ianao no nametraka ny fototry ny tany,+Ary asan’ny tananao ny lanitra.+ Romanina 1:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Fa ny toetrany tsy hita maso,+ izany hoe ny heriny+ mandrakizay sy ny maha Andriamanitra azy,+ dia hita mazava hatramin’ny namoronana izao tontolo izao,+ satria hita amin’ny zavatra nataony.+ Koa tsy afa-tsiny izy ireo,+
20 Fa ny toetrany tsy hita maso,+ izany hoe ny heriny+ mandrakizay sy ny maha Andriamanitra azy,+ dia hita mazava hatramin’ny namoronana izao tontolo izao,+ satria hita amin’ny zavatra nataony.+ Koa tsy afa-tsiny izy ireo,+