FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 6:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary simba sy feno herisetra ny tany,+ teo imason’Andriamanitra.+

  • Levitikosy 18:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Ary ataovy ny adidinareo amiko, ka aza manaraka an’ireo fanao maharikoriko natao teo anatrehanareo ireo,+ mba tsy handotoanareo tena amin’izany. Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.’”

  • Deoteronomia 32:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Izy ireo no nanao ratsy.+

      Tsy zanany ireny, ary avy amin’ireny ihany ny kilemany.+

      Taranaka tsy marina sy ratsy fanahy+ ireny!

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara