FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 104:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Nanao ny volana izy mba hamaritana fotoana,+

      Ary ny masoandro mahalala tsara ny toerana ilentehany.+

  • Isaia 40:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 “Asandrato ny masonareo, ka mijere! Iza no nahary ireny zavatra ireny?+ Tsy iza fa Ilay toy ny mpitari-tafika izay mibaiko an’ireny araka ny isany, sy miantso azy rehetra amin’ny anarany avy.+ Noho Izy manana tanjaka sy hery lehibe,+ dia tsy misy banga ireny.

  • Matio 5:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 mba ho tonga zanaky ny Rainareo izay any an-danitra ianareo.+ Izy mantsy mampiposaka ny masoandrony amin’ny ratsy fanahy sy ny tsara fanahy, ary mandatsaka ny orana amin’ny marina sy ny tsy marina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara