FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 145:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Akaikin’izay rehetra miantso azy i Jehovah,+

      Dia izay rehetra miantso azy araka ny fahamarinana.+

  • Isaia 66:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 “Koa manomboka amin’ny tsinam-bolana ka hatramin’ny tsinam-bolana, ary manomboka amin’ny sabata ka hatramin’ny sabata, dia ho tonga hiankohoka eo anatrehako+ ny olona rehetra”, hoy i Jehovah.

  • Asan’ny Apostoly 10:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 ka nanao hoe: ‘Ry Kornelio! Efa nohenoin’Andriamanitra ny vavakao ary notsarovana teo anatrehany koa ny fiantranao ny mahantra.+

  • Asan’ny Apostoly 15:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 mba hitady mafy an’i Jehovah ny olona sisa, miaraka amin’ireo avy amin’ny firenena rehetra, izany hoe ireo olona antsoina amin’ny anarako, hoy i Jehovah, izay hanao izany zavatra izany,+

  • 1 Jaona 5:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Izao no toky ananantsika ny amin’Andriamanitra:+ Na inona na inona angatahintsika ka mifanaraka amin’ny sitrapony, dia mihaino antsika izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara