Salamo 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Jehovah ô, iza no hivahiny ao an-tranolainao?+Iza no honina ao an-tendrombohitrao masina?+ Salamo 135:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa nofidin’i Jah ho azy i Jakoba,+Ary nofidiny ho fananany manokana i Israely.+