Salamo 144:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ilay maneho hatsaram-panahy amiko sy fiarovana mafy+ ho ahy,Tendrombohitra fandosirako sy Mpanafaka ahy,+Ampingako+ sy Fialofako,+Ilay manao izay haneken’ny vahoaka ahy!+ 1 Korintianina 10:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Tsy misy fakam-panahy mihatra aminareo, afa-tsy izay mpahazo ny olona.+ Tsy mivadika amin’ny teniny anefa Andriamanitra,+ ka tsy hamela anareo halaim-panahy mihoatra noho izay zakanareo,+ fa rehefa misy fakam-panahy dia hasiany lalan-kivoahana+ koa, mba hahazakanareo izany.
2 Ilay maneho hatsaram-panahy amiko sy fiarovana mafy+ ho ahy,Tendrombohitra fandosirako sy Mpanafaka ahy,+Ampingako+ sy Fialofako,+Ilay manao izay haneken’ny vahoaka ahy!+
13 Tsy misy fakam-panahy mihatra aminareo, afa-tsy izay mpahazo ny olona.+ Tsy mivadika amin’ny teniny anefa Andriamanitra,+ ka tsy hamela anareo halaim-panahy mihoatra noho izay zakanareo,+ fa rehefa misy fakam-panahy dia hasiany lalan-kivoahana+ koa, mba hahazakanareo izany.