Ohabolana 11:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Mahazo karama amin’izay tsy nisasarany ny ratsy fanahy,+ fa tena karama kosa no azon’izay mamafy fahamarinana.+ Jakoba 5:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy mitsahatra miantsoantso+ ny karaman’ny mpiasa nijinja ny sahanareo, dia ny karamany izay tsy omenareo.+ Efa mby any an-tsofin’i+ Jehovah Tompon’ny tafika ny antso vonjy+ ataon’ny mpijinja.
18 Mahazo karama amin’izay tsy nisasarany ny ratsy fanahy,+ fa tena karama kosa no azon’izay mamafy fahamarinana.+
4 Tsy mitsahatra miantsoantso+ ny karaman’ny mpiasa nijinja ny sahanareo, dia ny karamany izay tsy omenareo.+ Efa mby any an-tsofin’i+ Jehovah Tompon’ny tafika ny antso vonjy+ ataon’ny mpijinja.