Eksodosy 5:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hoy anefa i Farao: “Fa i Jehovah moa no iza+ no tokony hihaino ny feony aho, ka handefa ny Israely?+ Tsy fantatro mihitsy izany Jehovah izany,+ sady tsy alefako koa ny Israely.”+ Apokalypsy 13:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa nanao teny fanevatevana+ an’Andriamanitra izy, mba hanevatevana ny anarany sy ny fonenany, dia ireo monina any an-danitra.+
2 Hoy anefa i Farao: “Fa i Jehovah moa no iza+ no tokony hihaino ny feony aho, ka handefa ny Israely?+ Tsy fantatro mihitsy izany Jehovah izany,+ sady tsy alefako koa ny Israely.”+
6 Koa nanao teny fanevatevana+ an’Andriamanitra izy, mba hanevatevana ny anarany sy ny fonenany, dia ireo monina any an-danitra.+