Salamo 48:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Kanto sy manerinerina ilay fifalian’ny tany manontolo,+Dia ny Tendrombohitra Ziona any amin’ny farany avaratra,+Eny, ny tanànan’ilay Mpanjaka Be Voninahitra.+ Salamo 78:68 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 68 Fa ny fokon’i Joda kosa no nofidiny,+Eny, ny Tendrombohitra Ziona, izay tiany.+ Salamo 132:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa efa nifidy an’i Ziona i Jehovah.+Naniry mafy honina ao izy,+ ka nanao hoe:
2 Kanto sy manerinerina ilay fifalian’ny tany manontolo,+Dia ny Tendrombohitra Ziona any amin’ny farany avaratra,+Eny, ny tanànan’ilay Mpanjaka Be Voninahitra.+