FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 101:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Isa-maraina, dia hataoko tsy afa-miteny intsony ny ratsy fanahy rehetra eto an-tany,+

      Mba horinganina tsy ho ao an-tanànan’i+ Jehovah ny mpanao ratsy rehetra.+

  • Ohabolana 2:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Fa ny ratsy fanahy kosa ho ringana tsy ho amin’ny tany,+ ary ny mpivadika hesorina tsy ho amin’ny tany.+

  • Jeremia 48:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 “‘Tapaka ny tandrok’i Moaba,+ ary tapaka koa ny sandriny’,+ hoy i Jehovah.

  • Zakaria 1:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia hoy aho: “Tonga hanao inona ireo?”

      Ary hoy izy: “Ireo no tandroka*+ nampiely an’i Joda, hany ka tsy nisy olona nahatraka intsony. Ary iretsy kosa tonga mba hampangovitra an’ireo, mba hampiongana ny tandrok’ireo firenena izay manandratra ny tandrony hamely ny tanin’i Joda, ka hampiely ny vahoakany.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara