FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 4:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary iza moa no firenen-dehibe manana fitsipika sy didim-pitsarana marina toy ireo lalàna rehetra ataoko eo anatrehanareo anio?+

  • Deoteronomia 27:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Soraty eo amin’ireo vato ireo ny teny rehetra ato amin’ity lalàna+ ity rehefa tonga eny ampita ianao,+ mba hidiranao ao amin’ilay tany tondra-dronono sy tantely izay omen’i Jehovah Andriamanitrao anao, araka izay nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny razanao taminao.+

  • Salamo 147:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Milaza ny teniny amin’i Jakoba izy.+

      Ary lazainy amin’ny Israely ny fitsipiny+ sy ny didim-pitsarany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara