FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 9:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Izany no nanoloranao azy teo an-tanan’ireo fahavalo+ nampahory+ azy. Rehefa azom-pahoriana anefa izy ireo dia nitaraina mafy taminao,+ ka renao avy tany an-danitra izany.+ Ary be famindram-po+ ianao, ka nanome mpamonjy+ mba hanafaka azy eo an-tanan’ny fahavalony.+

  • Isaia 48:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Hifehy ny fahatezerako anefa aho noho ny anarako,+ ary hifehy tena aho mba hahazoako fiderana. Amin’izay dia tsy ho ringana ianao.+

  • Ezekiela 20:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Narovako anefa ny anarako mba tsy hozimbazimbaina eo imason’ireo firenena nisy azy.+ Nampahafantatra ny tenako tamin’izy ireo teo imason’ireny mantsy aho, rehefa nitondra azy ireo nivoaka avy tany Ejipta.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara