FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 33:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Hoy izy:

      “Tonga avy tany Sinay i Jehovah,+

      Ka nanjelanjelatra teo amin’izy ireo, eny, nanjelanjelatra avy tao Seira.+

      Namirapiratra avy tao amin’ny faritra be tendrombohitr’i Parana+ izy.

      Anjely masina an’alinalina no niaraka taminy,+

      Ary teo ankavanany ny miaramila mpiadin’izy ireo.+

  • Salamo 50:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Avy ao Ziona, eny, avy ao amin’ilay tonga lafatra amin’ny hatsaran-tarehy,+ no amirapiratan’Andriamanitra.+

  • Salamo 94:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 94 Ry Jehovah Andriamanitra mpamaly ny ratsy natao ô,+

      Ry Andriamanitra mpamaly ny ratsy natao ô, mamirapirata!+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara