FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 6:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Tamin’ny taona nahafatesan’i Ozia+ Mpanjaka no nahitako an’i Jehovah+ nipetraka teo amin’ny seza fiandrianana+ avo sy manerinerina. Ary nameno ny tempoly ny rebareban’akanjony.+

  • Mika 1:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Mihainoa ianareo rehetra! Ary mihainoa, ry tany sy izay rehetra mameno anao.+ Aoka ho vavolombelona hanameloka anareo i Jehovah Tompo Fara Tampony,+ eny, i Jehovah izay ao amin’ny tempoliny masina.+

  • Habakoka 2:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ao amin’ny tempoliny masina anefa i Jehovah.+ Aoka hangina eo anatrehany ianao, ry tany manontolo!’”+

  • Apokalypsy 7:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Izany no antony ijoroany eo anoloan’ny+ seza fiandrianan’Andriamanitra. Ary manao fanompoana masina+ ho azy andro aman’alina ao amin’ny tempoliny izy ireo. Ary Ilay mipetraka eo ambonin’ny seza fiandrianana+ dia hamelatra ny tranolainy+ eo ambonin’izy ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara