Deoteronomia 32:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nampandehaniny teny amin’ireo toerana avo+ teto an-tany izy,Mba hihinana ny vokatry ny saha.+Ary nampitsentsitra azy tantely avy tamin’ny harambato+ izy,Sy menaka avy tamin’ny vatoafo.+ Salamo 37:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Efa mba tanora ihany aho, ary efa antitra aho ankehitriny,+Nefa mbola tsy nahita olo-marina nafoy tanteraka,+Na nahita ny zanany nangataka hanina.+ Apokalypsy 21:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hoy izy tamiko: “Efa tanteraka izany! Izaho no Alfa sy Omega, ny fiandohana sy ny fiafarana.+ Izay mangetaheta dia homeko rano maimaim-poana avy amin’ny loharanon’ny ranon’aina.+
13 Nampandehaniny teny amin’ireo toerana avo+ teto an-tany izy,Mba hihinana ny vokatry ny saha.+Ary nampitsentsitra azy tantely avy tamin’ny harambato+ izy,Sy menaka avy tamin’ny vatoafo.+ Salamo 37:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Efa mba tanora ihany aho, ary efa antitra aho ankehitriny,+Nefa mbola tsy nahita olo-marina nafoy tanteraka,+Na nahita ny zanany nangataka hanina.+ Apokalypsy 21:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hoy izy tamiko: “Efa tanteraka izany! Izaho no Alfa sy Omega, ny fiandohana sy ny fiafarana.+ Izay mangetaheta dia homeko rano maimaim-poana avy amin’ny loharanon’ny ranon’aina.+
25 Efa mba tanora ihany aho, ary efa antitra aho ankehitriny,+Nefa mbola tsy nahita olo-marina nafoy tanteraka,+Na nahita ny zanany nangataka hanina.+
6 Ary hoy izy tamiko: “Efa tanteraka izany! Izaho no Alfa sy Omega, ny fiandohana sy ny fiafarana.+ Izay mangetaheta dia homeko rano maimaim-poana avy amin’ny loharanon’ny ranon’aina.+