FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 3:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia nanao hira nifamaly izy ireo ka nidera+ sy nisaotra an’i Jehovah “fa tsara izy,+ fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana amin’ny Israely.”+ Ary ny olona rehetra nihoby mafy+ nidera an’i Jehovah noho ny nandatsahana ny fototry ny tranon’i Jehovah.

  • Jeremia 33:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 ny feon’olona mifaly sy miravoravo,+ ny feon’ny mpampakatra sy ny ampakarina, ary ny feon’ireo manao hoe: “Derao i Jehovah Tompon’ny tafika fa tsara i Jehovah,+ fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana!”’+

      “‘Hitondra fanati-pisaorana ao an-tranon’i Jehovah izy ireo,+ satria hampodiko avy any amin’ny fahababoana ny mponin’ity tany ity, ka ho toy ny taloha’,+ hoy i Jehovah.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara