FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Habakoka 2:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Hitsangana foana eo amin’ny toeram-piambenako aho,+ ary hijoro hatrany eo ambony manda. Hiambina foana aho+ mba ho hitako izay holazainy amiko+ sy izay havaliko rehefa hananatra ahy izy.+

  • Zakaria 9:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hofoanako tsy hisy kalesin’ady ao Efraima, ary tsy hisy soavaly ao Jerosalema.+ Hofoanana koa ny tsipìkan’ady.+ Fihavanana no horesahiny amin’ireo firenena.+ Ary hipaka hatrany amin’ny ranomasina ka hatrany amin’ny ranomasina ny fanjakany, ary hatrany amin’ny Renirano ka hatrany amin’ny faran’ny tany.+

  • Hebreo 12:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Mitandrema ianareo sao tsy mankatò* an’ilay miteny.+ Fa raha izay tsy nankatò an’ilay nilaza ny fampitandreman’Andriamanitra teto an-tany+ aza tsy afa-nandositra, mainka fa isika! Tsy ho afa-mandositra mihitsy isika, raha tsy mankatò an’ilay miteny avy any an-danitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara