FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 9:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Tsy hanam-pahataperana izany fahefana lehibe ananany izany+ ary tsy hisy farany koa ny fiadanana,+ eo amin’ny seza fiandrianan’i Davida+ sy ny fanjakany. Ho mafy orina izy io,+ ary ny rariny+ sy ny hitsiny+ no hampitoetra azy, manomboka izao ka hatramin’ny fotoana tsy voafetra. Ny hafanam-pon’i Jehovah Tompon’ny tafika no hanatanteraka izany.+

  • Jeremia 33:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Fa izao no nolazain’i Jehovah: ‘Hisy olona avy amin’ny taranak’i Davida foana hipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’ny taranak’Israely.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara