Joba 7:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsarovy fa mihelina toy ny rivotra ny fiainako,+Ary tsy hahita zava-tsoa intsony ny masoko. Salamo 39:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nataonao vitsy andro aho,+Ary tsinontsinona eo anatrehanao ny androm-piainako.+Mihelina toy ny fofonaina tokoa ny olombelona rehetra, na dia matanjaka aza.+ Sela. Salamo 119:84 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 84 Haharitra angaha moa ny androm-piainan’ny mpanomponao?+Rahoviana ihany ianao no hampihatra didim-pitsarana amin’ireo manenjika ahy?+
5 Nataonao vitsy andro aho,+Ary tsinontsinona eo anatrehanao ny androm-piainako.+Mihelina toy ny fofonaina tokoa ny olombelona rehetra, na dia matanjaka aza.+ Sela.
84 Haharitra angaha moa ny androm-piainan’ny mpanomponao?+Rahoviana ihany ianao no hampihatra didim-pitsarana amin’ireo manenjika ahy?+