Salamo 68:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ekeo fa mahery Andriamanitra.+Ambony dia ambony izy eo amin’ny Israely, ary eny amin’ny rahona ny heriny.+ Salamo 104:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 104 Aoka aho hidera an’i Jehovah!+Lehibe tokoa ianao, Jehovah Andriamanitro ô!+Mitafy haja amam-boninahitra ianao.+ Isaia 26:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy hianatra fahamarinana kosa ny ratsy fanahy, na dia iantrana aza.+ Tsy hanao ny rariny izy, na dia ao amin’ny tanin’ny fahitsiana aza.+ Ary tsy hahita ny fahambonian’i Jehovah izy.+
34 Ekeo fa mahery Andriamanitra.+Ambony dia ambony izy eo amin’ny Israely, ary eny amin’ny rahona ny heriny.+
104 Aoka aho hidera an’i Jehovah!+Lehibe tokoa ianao, Jehovah Andriamanitro ô!+Mitafy haja amam-boninahitra ianao.+
10 Tsy hianatra fahamarinana kosa ny ratsy fanahy, na dia iantrana aza.+ Tsy hanao ny rariny izy, na dia ao amin’ny tanin’ny fahitsiana aza.+ Ary tsy hahita ny fahambonian’i Jehovah izy.+