Salamo 22:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Hahatsiaro an’i Jehovah ny vazan-tany efatra, ka hiverina aminy.+Ary hiankohoka eo anatrehanao ny fokom-pirenena rehetra.+ Salamo 110:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Halefan’i Jehovah avy ao Ziona ny tehin’ny+ herinao,+ ka hoy izy:“Manjakà eo anivon’ny fahavalonao.”+ Matio 25:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Dia hangonina eo anatrehany ny firenena rehetra.+ Ary hanavaka+ ny olona izy,+ toy ny mpiandry ondry manavaka ny ondry amin’ny osy.
27 Hahatsiaro an’i Jehovah ny vazan-tany efatra, ka hiverina aminy.+Ary hiankohoka eo anatrehanao ny fokom-pirenena rehetra.+
2 Halefan’i Jehovah avy ao Ziona ny tehin’ny+ herinao,+ ka hoy izy:“Manjakà eo anivon’ny fahavalonao.”+
32 Dia hangonina eo anatrehany ny firenena rehetra.+ Ary hanavaka+ ny olona izy,+ toy ny mpiandry ondry manavaka ny ondry amin’ny osy.