Jeremia 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 ary tsy ampijalinareo ny mpivahiny sy ny kamboty ray ary ny mpitondratena,+ ary raha tsy mandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny ianareo eto amin’ity toerana ity,+ sady tsy manaraka andriamani-kafa ka hahatonga loza aminareo,+
6 ary tsy ampijalinareo ny mpivahiny sy ny kamboty ray ary ny mpitondratena,+ ary raha tsy mandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny ianareo eto amin’ity toerana ity,+ sady tsy manaraka andriamani-kafa ka hahatonga loza aminareo,+