Ohabolana 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ny fahatahorana an’i Jehovah no fiandoham-pahalalana.+ Fa hamavoin’ny adala kosa ny fahendrena sy ny fananarana.+ Romanina 1:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Koa satria tsy sitrak’izy ireo ny hahalala marina tsara+ an’Andriamanitra, dia navelan’Andriamanitra hanana toe-tsaina tsy ankasitrahany+ izy ireo, hanao zavatra tsy mendrika.+
7 Ny fahatahorana an’i Jehovah no fiandoham-pahalalana.+ Fa hamavoin’ny adala kosa ny fahendrena sy ny fananarana.+
28 Koa satria tsy sitrak’izy ireo ny hahalala marina tsara+ an’Andriamanitra, dia navelan’Andriamanitra hanana toe-tsaina tsy ankasitrahany+ izy ireo, hanao zavatra tsy mendrika.+