Genesisy 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nitahy ny andro fahafito Andriamanitra ka nanamasina azy io, satria tamin’izay no nitsaharany tamin’ny asa famoronana rehetra nataony. Eny, voaforon’Andriamanitra ny zava-drehetra nokasainy hatao.+ Hebreo 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa nianiana tamin-katezerana aho hoe: ‘Tsy hiditra+ amin’ny fitsaharako ireo.’”+
3 Ary nitahy ny andro fahafito Andriamanitra ka nanamasina azy io, satria tamin’izay no nitsaharany tamin’ny asa famoronana rehetra nataony. Eny, voaforon’Andriamanitra ny zava-drehetra nokasainy hatao.+