FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 24:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia hitan’izy ireo ny Andriamanitry ny Israely:+ Teo ambanin’ny tongony dia nisy zavatra toy ny safira fisaka natao rarivato, sy toy ny lanitra madio.+

  • Salamo 104:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 104 Aoka aho hidera an’i Jehovah!+

      Lehibe tokoa ianao, Jehovah Andriamanitro ô!+

      Mitafy haja amam-boninahitra ianao.+

  • Isaia 6:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Tamin’ny taona nahafatesan’i Ozia+ Mpanjaka no nahitako an’i Jehovah+ nipetraka teo amin’ny seza fiandrianana+ avo sy manerinerina. Ary nameno ny tempoly ny rebareban’akanjony.+

  • Ezekiela 1:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Dia hitako fa nisy zavatra namirapiratra hoatran’ny metaly nanjelatra*+ sy hoatran’ny afo, nanodidina azy sy avy eo aminy,+ nanomboka teo amin’ilay toy ny andilany no ho miakatra. Fa nanomboka teo amin’ilay toy ny andilany no ho midina kosa, dia zavatra toy ny afo no hitako. Ary namirapiratra ny manodidina azy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara