FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 69:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Aoka hidera azy ny lanitra sy ny tany,+

      Mbamin’ny ranomasina sy izay rehetra mihetsiketsika ao aminy.+

  • Isaia 49:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Mihobia, ry lanitra,+ ary mifalia, ry tany!+ Aoka ny tendrombohitra hiravoravo ka hihoby.+ Fa mampionona ny olony i Jehovah,+ sady mangoraka an’ireo mpanompony ory.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara