FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 77:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Nahita anao ny rano, Andriamanitra ô,

      Eny, nahita anao ny rano ka nanaintaina mafy.+

      Nisamboaravoara koa ny rano lalina.+

  • Salamo 104:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Jereny ny tany, dia mangovitra.+

      Kasihiny ny tendrombohitra, dia midona-tsetroka.+

  • Salamo 114:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Aoka hanaintaina mafy ianao, ry tany, noho ny amin’ny Tompo+

      Eny, noho ny amin’Andriamanitr’i Jakoba,

  • Jeremia 51:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Aoka hihovotrovotra sy hanaintaina mafy ny tany,+ satria efa nieritreritra ny hamely an’i Babylona i Jehovah, mba hahatonga azy higagan’ny olona sy tsy hisy mponina.+

  • Habakoka 3:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Nahita anao ny tendrombohitra ka nanaintaina mafy.+ Nisy oram-baratra nivatravatra, ary namoaka feo ny rano lalina+ sady nanandratra ny tanany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara