Salamo 71:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Izaho koa hidera anao amin’ny lokanga,+Eny, hidera ny fahamarinanao aho, Andriamanitro ô!+Hihira fiderana ho anao amin’ny harpa aho, ry Ilay Masin’ny Israely ô!+
22 Izaho koa hidera anao amin’ny lokanga,+Eny, hidera ny fahamarinanao aho, Andriamanitro ô!+Hihira fiderana ho anao amin’ny harpa aho, ry Ilay Masin’ny Israely ô!+