Salamo 51:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ampodio amiko indray ny fifaliana avy amin’ny famonjenao,+Ary ampio aho hanam-paniriana hankatò anao.+ Isaia 40:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 fa izay manantena+ an’i Jehovah kosa hahazo hery+ indray. Hanidina izy ireo, toy ny hoe manana ela-boromahery.+ Hihazakazaka izy nefa tsy ho sasatra, ary handeha izy nefa tsy ho reraka.”+
12 Ampodio amiko indray ny fifaliana avy amin’ny famonjenao,+Ary ampio aho hanam-paniriana hankatò anao.+
31 fa izay manantena+ an’i Jehovah kosa hahazo hery+ indray. Hanidina izy ireo, toy ny hoe manana ela-boromahery.+ Hihazakazaka izy nefa tsy ho sasatra, ary handeha izy nefa tsy ho reraka.”+