5 Ary ankehitriny, raha mankatò+ an-tsakany sy an-davany ny teniko ianareo ka tena manaja ny fifanekena hataoko aminareo,+ dia ho fananako manokana fidiko avy amin’ny firenena hafa rehetra tokoa ianareo,+ satria ahy ny tany manontolo.+
9 Ary fantatrao tsara fa i Jehovah Andriamanitrao no tena Andriamanitra.+ Andriamanitra mendri-pitokisana+ izy, sady manaja fifanekena+ sy maneho hatsaram-panahy feno fitiavana amin’izay tia azy sy mitandrina ny didiny, hatramin’ny taranaka arivo mandimby.+