FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 17:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary homeko anao sy ny taranakao handimby anao ny tany hivahinianao,+ eny, ny tany Kanana manontolo, mba ho fanananareo mandritra ny fotoana tsy voafetra. Dia ho Andriamaniny aho.”+

  • Genesisy 23:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “Vahiny sy mpiavy eto aminareo aho.+ Koa omeo toerana azoko andevenana eto aminareo aho, mba handevenako ny vadiko tsy ho eto anatrehako.”+

  • Asan’ny Apostoly 7:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Tsy nanome azy lova teto anefa Andriamanitra, na dia tany eram-paladia aza,+ fa nampanantena kosa ny hanome ity tany ity ho fananany+ sy ho fananan’ny taranany mandimby azy,+ na dia mbola tsy nanan-janaka aza izy tamin’izay.+

  • Hebreo 11:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Finoana no nivahiniany tany amin’ny tany voalazan’ny fampanantenana, ka toy ny tany an-tanin’olona+ izy, ary nitoetra an-tranolay+ izy niaraka tamin’i Isaka+ sy Jakoba,+ mpiara-mandova aminy an’io fampanantenana io.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara