FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 13:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary nandeha teo alohan’ny vahoaka i Jehovah, ka nitari-dalana azy tao anatin’ny andry rahona nandritra ny andro,+ sady nanazava azy tao anaty andry afo nandritra ny alina, mba handehanan’izy ireo andro aman’alina.+

  • Nomery 9:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Tamin’ilay andro nananganana ny tranolay,+ dia nanarona ny tranolay misy ny Tenin’ny Vavolombelona ny rahona.+ Fa zavatra toy ny afo+ kosa no teo ambonin’ny tranolay rehefa takariva, mandra-paharainan’ny andro.

  • Nehemia 9:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Andry rahona no nitarihanao azy nandritra ny andro,+ ary andry afo nandritra ny alina+ mba hanazavana+ ny lalan-kalehany.

  • Salamo 78:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Nitarika azy tamin’ny alalan’ny rahona izy rehefa antoandro,+

      Ary tamin’ny fahazavan’ny afo nandritra ny alina manontolo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara